Accueil Politique Mbola Rajaonah : nataon’ny zandary fisavana ny trano fonenany androany

Mbola Rajaonah : nataon’ny zandary fisavana ny trano fonenany androany

0
Mbola Rajaonah : nataon’ny zandary fisavana ny trano fonenany androany

Nataon’ny mpitandron’ny filaminana fisavana na perquisition ny trano fonenan’i Mbola Rajaonah eny Ambohimahitsy androany. Ahiana mikasa hanongampanjakana na soupçonné d’atteinte à la sureté intérieure de l’état no anton’ny fisavana raha ny voalaza.