MCC : manome fe-potoana iray volana ireo tompona haino aman-jery

0

Manome fe-potoana iray volana ireo tompona haino aman-jery rehetra eto Madagasikara ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina hitondra ny fanambarana maha ara-dalàna ny haino aman-jerin’izy ireo sy ny antotan-taratasy mifanaraka amin’izay. Aorian’ny fe-potoana hisy ny fepetra horaisin’ny minisitera tomponandraikitra.