MENETP : haverina amin’ny laoniny ny tetiandrom- pampianarana

0

Haverina amin’ny laoniny ny tetiandrom- pampianarana izay nasiam- panovana tamin’ny alalan’ny tetikasa PSE. Ankoatr’ izay, betsaka ireo fanatsarana ho hita eny anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam- pirenena raha ny tatitra nataon’ny minisitra tomponandraikitra nandritry ny famindram- pahefana natao androany teo amin’ ireo minisitra 2 tonta.