Accueil Non classé Milavonjy Philobert : nailiky ny foko RENEVAVEGNE fa nanota fady

Milavonjy Philobert : nailiky ny foko RENEVAVEGNE fa nanota fady

0
Milavonjy Philobert : nailiky ny foko RENEVAVEGNE fa nanota fady

Nailiky ny foko RENEVAVEGNE avy ao amin’ireo kaomina miisa 8 ao anatin’ny distrikan’Ambovombe Androy tsy ho hisan’ny fiaraha-monina intsony ny solombavambahoaka HVM, MILAVONJY Philobert noho ny fanotana fady nataony araka ny fanambarana goavana nataon’ny mpisorombe any an-toerana. Nisy ny famonoana omby niisa 7, hanadiovana ny foko izay voaota fady raha ny loharanom-baovao azo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici