Minisitry ny atitany : fanomezana avy amin’ny PNUD fa tsy volan’ny CCO ireo fitaovana

0

Nitondra fanazavana momba ireo antotan-taratasy miparitaka amin’ny tambazotran-
tserasera maha voatonontonona azy ny minisitry ny atitany androany. Nambarany fa
fanomezana natolotry ny PNUD ireny fitaovana ireny fa tsy nisy vola nivoaka tamin’ny CCO.