Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka : nahazo fitaovana vaovao

0

Nanolotra fitaovana ireo mpiasan’ny fahasalamana ny filohan’i Repoblikan’i Madagasikara, fiaraha-miasa teo anivon’ny OMS sy ireo mpiara miombon’antoka hafa amin’ny fitondrana Malagasy, ny maraina teo tetsy amin’ny INSPC Befelatanana.