MINSUP : manatratra hatrany ny politikan’ny fanjakana

0

Miezaka manatsara sy manatanteraka ny fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana eo amin’ny tontolon’ny fampianarana ambony ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara tsiansa ankehitriny. Isan’ireo imasoany ny fanatsarana ny tontolon’ny fanabeazana eto Madagasikara amin’izao fotona izao.