MLE : Hiemotra ny faha 22 Jolay ny hetsika.

0

Hihemotra amin’ny faha 22 ny volana Jolay ho avy izao ny hetsika fanamarihana ny herintaona nampiharana ny lalàna mifehy ny serasera, araka ny fanambarana navoakan’ny MLE omaly. Entina hanaporofoana fa tsy misy hifandraisany amin’ny hetsika ara-politika kasain’ny TIM ho tanterahana ny Sabotsy ho avy izao no anton’io fanampahan-kevitra io raha ny fanazavana. Hiova sy hihamafy kosa ny hetsika manomboka eto.