Accueil Politique MLE : hihamafy ny hetsika na eo aza ny Ramatahora

MLE : hihamafy ny hetsika na eo aza ny Ramatahora

0
MLE : hihamafy ny hetsika na eo aza ny Ramatahora

Tsy hihemotra manoloana ny ramatahora atao azy ireo mpikambana eo anivon’ny MLE. Vao maika hihamafy ny hetsika fitakiana sy ny fanehoana ny fitondrana mitanila misy eo amin’ny fanehoan-kevitra sy ilay lalàna ny serasera natao am-boletra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici