MMM

Tokony hiala eo amin’ny fitondrana ny Filoham-pirenena

0

Didiko fe lehibe, fividianana safidim-bahoaka, fitaka sy fampahantrana, izay no amintinan’ ny antoko politika Malagasy Miara Miainga ny asa vitan’ny fitondrana ankehitriny. Raha ny nambaran’ny filohan’ny Antoko MMM Hajo Andrianainarivelo, tokony hiala eo amin’ny fitondrana ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina raha tena mandala marina ny demokrasia.Tokony hiverina amin’ny laoniny ihany koa ny fitantanana ny raraham-pirenena raha ny nambarany.