MMM Betsiboka : tontosa ny sabotsy lasa teo ny fihaonambem-paritra.

0

Naharitra 2 andro ny fihaonambem-paritry ny mpikambana ao amin’ny antoko Malagasy Miara-Miainga tao amin’ny faritra Betsiboka, distrikan’i Maevatanàna. Fihaonana natao hanomanana ny fifidianana ben’ny tanàna syny mpanolotsain’ny Kaominina.