MMM : nanatitra fangatahana fanonganana ireo solombavambahoaka MMM namadika palitao

0

Tonga nanatitra ny requête ho fangatahana fanonganana ireo solombavambahoaka MMM sy ny VPMMM izay namadika palitao teny amin’ny HCC na ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ihany koa ny solombavambahoaka Malagasy miara miainaga omaly.