MNP : mandeha ny fandaminana ny fepetra ara-pahasalamana anatin’ny valan-javaboahary

0

Efa miomana amin’ny fandraisana ny mpizahantany anatin’ny valanjavaboahary 2 tantaniny ao Nosy
Be ny MNP na ny Madagascar National Parks. Ankoatran’ny fampanajana ny fepetra ara-
pahasalamana, maro ny rindran-damina vaovao napetraka. Isan’izany ny fampihenana ny
mpizahatany azon’ny mpitari-dia oentina mandritra ny fitsidihina.