Accueil Société Moramanga : nisy ny fakan-kevitra natao tamin’ireo mpitrandraka ala

Moramanga : nisy ny fakan-kevitra natao tamin’ireo mpitrandraka ala

0
Moramanga : nisy ny fakan-kevitra natao tamin’ireo mpitrandraka ala

Ho fiarovana ny tontolo iainana sy ho fitantanana maharitra ny ala, nisy ny fakan-kevitra natao tamin’ireo mpitrandraka ao Moramanga. Ny fitantanana sy ny fiarovana ny ala izay tsy maintsy harahi-maso akaiky amin’izao vanin’andro iainantsika izao, noho ny fahapotehana sy ny fitrandrahana tsy ara-dalàna.