Mpamily amin’ny zotra nasionaly sy rezionaly : manomboka amin’ny fiomanana

0

Raha toa ka ny Alarobia ho avy izao no hivory ny mpamily amin’ny zotra nasionaly sy rezionaly, ary ny
eo anivon’ny ATT, mikasika ny mety hiverenan’ny fiasan’izy ireo ; efa manomboka miomana
amin’izao fotoana izao ireo mpamily sy tomponandrakitra misahana ny fitaterana ny amin’izany. Hisy
raha ny fanazavana ny lamina ara-pahasalamana hapetraka. Teboka maromaro ihany koa no hiova,
isan’izany ny saran-dalana.