« Mpanazava Day » : nankalazaina androany teny amin’ny LMA

0

Nankalazaina androany teny amin’ny LMA ny « Mpanazava Day » na ny tontolo andro ho an’ny mpanazava. Hetsika maro no nentina nanatanterahana izany , izay tafiditra ihany koa amin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora.