Mpanelanelana vahiny : mihaona mangingina amin’ireo mpitondra teo aloha

0

Mihaona amin’ireo mpitondra firenena teo aloha ireo iraka avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena raha ny vaovao voaray ankehitriny. Fihaonana izay mampanahy ny maro noho vokatr’izany teto amin’ny firenena tahaka ny nitranga ny taona 2009.