Mpanolon-tsainan’ny Filohan’ny Repoblika : « Tsy misy azo antenaina »

0

Voaporofo ankehitriny fa ireo mpanolon-tsainan’ny filohan’ny repoblika no isan’ny tompon’antoka mampikatso ny fiainam-pirenena. Taorian’ireo mpanolon-tsaina izay tsy nahavita nanarina ny orinasam-panjakana notantaniny, izao indray mpanolon-tsaina iray voarohirohy mafy amina kolikoly sy famotsiam-bola.