Mpanolontsain’ny Filoha teo aloha Rajaonarimampianina : miady mafy

0

Loharanom-baovao azo antoka no nahalalana fa miady mafy hamoahana ny kaontenera miisa 60, izay an’ny orinasa TIKO sy MAGRO giazana ao amin’ny biraon’ny doany ao Toamasina ankehitriny ny mpanolontsaina manokan’ny Filoha teo aloha RAJAONARIMAMPIANINA Hery, izay malaza amin’ny famoahana entana eny amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina.