Accueil Culture Mpanoratra Malagasy : faha 124 taona nitifirana an’i Rainandriamampandry

Mpanoratra Malagasy : faha 124 taona nitifirana an’i Rainandriamampandry

0
Mpanoratra Malagasy : faha 124 taona nitifirana an’i Rainandriamampandry

Feno 124 taona androany ny nitifirana  an’i Rainandriamampandry niaraka tamin’ny Printsy Ratsimamanga teo Antaninarenina. Araka ny  tantara, baiko avy min’ny Gallieni no nampamonoana azy. Misy tsangambato hanamarihana izany toy ny eny Ankadifotsy.