Accueil Société Mpianatra mpitsabo : mitaky ny fampiakarana karama

Mpianatra mpitsabo : mitaky ny fampiakarana karama

0
Mpianatra mpitsabo : mitaky ny fampiakarana karama

Mitaky ny fitovian-zo mitovy ireo mpiasan’ny fahasalamana rehetra ireto mpianatra mpitsabo izay manatanteraka asa eny anivon’ny hopitalim-panjakana. Raha ny fanazavana, Misy ny fikorotanana amin’ny fandraisana ny karama isam-bolana eo ihany koa ny tsy fisitrahana fisodrotan-karama ho 13% toy ireo mpiasan’ny fahasalamana rehetra. Androany nanao hetsika fanairana tetsy amin’ny DRSP Analamanga ireto mpitsabo mpiana-draharaha ireto.