Accueil Politique Mpiasan’ny fananan-tany : niverina niasa ara-dalàna

Mpiasan’ny fananan-tany : niverina niasa ara-dalàna

0
Mpiasan’ny fananan-tany : niverina niasa ara-dalàna

Niverina amin’ny laoniny ny asa rehetra eny anivon’ny sampandraharahan’ny fananantany sy ny fandrefesantany ankehitriny, izay no nambaran’izy ireo androany. Nanamafy ireto farany fa miroso hatrany amin’ny fijerevana vahaolana iarahana amin’ny tompon’andraikitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici