Mpirakidraharaha sy SMM : nanatanteraka fitokonana faobe manerana ny nosy

0

Nanatanteraka fitokonana faobe manerana ny nosy ny mpirakidraharaha sy ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara. Nikatso vokatr’izany ny raharaham-pitsarana omaly ary hitohy anio.