Accueil Economie Mpisehatra amin’ny fizahantany sy ny orinasa afak’haba : mihemotra ny fandoavan-ketra

Mpisehatra amin’ny fizahantany sy ny orinasa afak’haba : mihemotra ny fandoavan-ketra

0
Mpisehatra amin’ny fizahantany sy ny orinasa afak’haba : mihemotra ny fandoavan-ketra

Hiemotra 3 volana aorian’ny fisokafan’ny sisin-tany ny fandoavan-ketra ho an’ny mpisehatry amin’ny fizahantany sy ny orinaa afak’haba. Voatazona kosa ny fotoana fandoavana izany ho an’ny sehatra maro hafa.