Accueil Politique Mpitam-bolan’ny fampielezan-kevitra : kandida maherin’ny 400 tsy mbola manana

Mpitam-bolan’ny fampielezan-kevitra : kandida maherin’ny 400 tsy mbola manana

0
Mpitam-bolan’ny fampielezan-kevitra : kandida maherin’ny 400 tsy mbola manana

Maherin’ny 400 ireo kandida no tsy mbola nahatonga ny anaran’ny mpitam-bolan’ny fampielezan-kevitra any amin’ny biraon’ny vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana hatramin’ny androany. Izany hoe tsy nanara-dalàna. Ny fitsarana mahefa sy ny vaomiera misahana ny fitantanam-bolan’ny fifidianana no handray ny fepetra mikasika azy ireo aorian’ny fiafaran’ity herinandro ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici