Accueil Société Mpitando filaminana sy mpivarotra : mihenjan-droa ny tady eny amin’ny Petite vitesse

Mpitando filaminana sy mpivarotra : mihenjan-droa ny tady eny amin’ny Petite vitesse

0
Mpitando filaminana sy mpivarotra : mihenjan-droa ny tady eny amin’ny Petite vitesse

Mitohy hatrany ny fitarainana vokatry ny tsy fifankahazoana eo amin’ireo mpitandro filaminana sy mpivarotra eny amin’ny Petite vitesse sy Isotry. Ireo mpivarotra mangataka fampitomboana ny ora hahafahan’izy ireo mivarotra. Ireo Polisy kosa hentitra ary tsy miverina amin’ny fepetra efa noraisiny. Mihenjan-droa ny tady.