Accueil Politique Mpitatitra amin’ny lalam-pirenena faharoa: nanao fitokonana fanairana

Mpitatitra amin’ny lalam-pirenena faharoa: nanao fitokonana fanairana

0
Mpitatitra amin’ny lalam-pirenena faharoa: nanao fitokonana fanairana

Nanao fitokonana fanairana ny fitondram-panjakana omaly tontolo ireo mpitatitra sy mpampiasa ny lalam-pirenena faharoa iny. Hiverina amin’ny laoniny kosa ny asan’izy ireo manomboka androany. Hihamafy anefa ny hetsika raha tsy misy ny fandraisana andraikitry ny mpitondra fanjakana.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici