Mpitatitra fiara vaventy : manome 05 andro hahazoana valinteny mahafa-po

0

Manome 5 andro ny fitondram-panjakana hamaliana ny fangatahany ireo ny fikamban’ny mpitatitra
fiara vaventy. Hiverina hitokona izy ireo ny Alakamisy ho avy raha tsy mivaly ny fangatahana.
Ankoatry ny fanamboarana ny lalam-pirenena faharoa, takian’izy ireo ihany koa ny fanamboarana ny
RN4, RN6, RN, RN7, RN34.