Mpitondra : Tsy manaiky fanoherana

0

Manana ny toerany manokana ao anaty lalàmpanorenan’ity Repoblika faha-efatra ity ny mpanohitra. Ny fisian’ny mpanohitra no aro fanina amin’izay mety ho fihoaram-pefy sy fanararaotam-pahefana ataon’ny mpitondra. Sady fampiharana no endrikin’ny demokrasia amin’ny tany repoblikana maro izany. Hatramin’izao, minia tsy mametraka ny mpanohitra amin’ny toerany araka ny voalazan’ny lalàmpanorenana ny mpitondra.