Accueil Société Mpitsabo mpanampy : miisa 15.000 no afaka manatevin-daharana ny mpiasan’ny fahasalamana

Mpitsabo mpanampy : miisa 15.000 no afaka manatevin-daharana ny mpiasan’ny fahasalamana

0
Mpitsabo mpanampy : miisa 15.000 no afaka manatevin-daharana ny mpiasan’ny fahasalamana

Efa tara ny fanapahan-kevitra noraisin’ny governemanta mahakasila ny antso avo ataony amin’ireo mpitsabo sy mpitsabo mpanampy hanatevin-daharana ireo mpitsabo amin’ny valan’aretina Covid-19 hoy ny filohan’ny sendikan’ny PARAMED androany. Vahaolana maharitra toy ny « recrutement massif » no tokony hapetraka ary tsy tokony ho fifanarahana ara-taratasy fotsiny ihany fa didim-panjakanana mihitsy ny fifanarahana.