Accueil Société Mpivarotra eny amin’ny tsena Anosibe : tsy manaiky ny tsindry hazolena ataon’ny kaominina

Mpivarotra eny amin’ny tsena Anosibe : tsy manaiky ny tsindry hazolena ataon’ny kaominina

0
Mpivarotra eny amin’ny tsena Anosibe : tsy manaiky ny tsindry hazolena ataon’ny kaominina

Tsy hanaiky hatramin’ny farany ny tsindry hazolena ataon’ny kaominina Antananarivo renivohitra manoloana ny fanorenana tsena ao amin’ny parking tsena Anosibe ireo mpivarotra. Fanorenana izay natao ho an’ny tombotsoan’ny olom- bitsy raha ny fanazavana azo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici