Mpividy taolana : asa mandava-taona

0

Toerana maro eto Antananarivo renivohitra no ahitana mpividy sy mpanangona taolana. Hatao inona izy ireny ary aiza no andefasana azy ? Ao anatin’ity fanadihadiana manaraka ity no hahafantaranao ny valin’ireo fanontaniana ireo.