Niverenan’ny fahaleovantena : Feno 58 taona androany

0

26 Jona 1960 – 26 jona 2018, feno 58 taona omaly ny niverenan’ny fahaleovantenan’I Madagasikara. Omaly no nanatanterahana ny matso lehibe nataon’ny Foloalindahy teo amin’ny kianjaben’i Mahamasina ho fanamarihana izany, iz aynatrehan’ny vahoaka malagasy sy ireo tomponandriakitra ambony eto amin’ny tany sy firenena ary ireo mpiara miombona antoka vahiny.