Nivo Ratiarison : Hiakatra fitsarana ny alarobia izao.

0

Ny Alarobia izao no iandrasana ny fitsarana ny talen’ny kabinetran’ny ministeran’ny serasera Nivo Ratiarison izay naiditra amponja vonjimaika saingy raha ny loharanom-baovoa azo, eny amin’ny hopitaly Befelatanana no ahitana azy mivezivezy isanandro.