Accueil Politique Nosy-Be : tsy nisy fitaovam-piadiana niditra an-tsokosoko

Nosy-Be : tsy nisy fitaovam-piadiana niditra an-tsokosoko

0
Nosy-Be : tsy nisy fitaovam-piadiana niditra an-tsokosoko

Nandiso ny filazana fa misy ireo karazana fitaovam-piadiana mahery vaika sy ireo mersenera hampihorohoro izay nampidirina an-tsokosoko tao Nosy Be ireo tomponandraikitry ny filaminam-bahoaka androany teny Ambohijatovo. Fanakorotanana saim-bahoaka no ambadik’iny filazana sy fanaparitahana vaovao tsy marina izany raha ny fanazavana.