Nosy Be : zanaka trozona iray manodidina ny 3 T no natsipin’ny ranomasina tao Matsinja

0

Fatin’ny zanaka Trozona izay tombanana ho 11 m sur 03 m ary eo amin’ny 03 T eo ho eo no hita raha natsipin’ny  ranomasina tao amin’ny faritra Matsinja – Nosy Be Hell ville. Mbola tsy fantatra ny antony sy ny fotoana nahafaty io trozona io. Atahorana vokatr’izay ny fahasalaman’ireo mponina izay naka menaka tamin’io fatina trozona io.