Nosy Sainte Marie : ahitana toerana mahasarika mpizahantany maro

0

Isan’ireo toerana manankarena ara-kolontsaina indrindra fa ny fomban-drazana ny ao amin’ny Nosy sainte Marie izay iavahany amin’ny toeran-kafa maro eto Madagasikara, mbola voatazona izany ankehitriny na eo aza ny firororoboan’ny teknolojia. Ny nosy sainte Marie izay isan’ireo mahasarika mpizahatany maro.