OIF : nampiantso ireo antoko politika matanjaka eto amin’ny firenena

0

Nampanantson’i Michaëlle Jean, sekretera jeneralin’ny organisation internationale de la francophonie tetsy Antaninarenina omaly hariva ireo filohan’antoko politika matanjaka eto amin’ny firenena, toa ny filohan’ny antoko Malagasy Miara-Miainga, ny mpitarika ny Mapar sy ny filohan’ny antoko TIM.