Olana – OTIV : nanome hatramin’ny zoma izao ny Filoha hamahana ny olana

0

Nisy ny fihaonana tamin’ireo tomponandraikitra eo anivon’ny Otiv sy ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagsikara ny maraina teo manoloana ny fahamana ny olana izay nampitaraina ireo mpikambana eo anivon’ny Otiv. Nanome fe-potoana hatramin’ny zoma ho avy izao ny filoha hamahan’izy ireo io olana io.