Accueil Société Olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo : hovahana anatin’ny fotpana fohy

Olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo : hovahana anatin’ny fotpana fohy

0
Olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo : hovahana anatin’ny fotpana fohy

Ho fanafainganana ny fanarenana ny orisana Jirama no antony nanoloana ny tale jeneralin’ity orinasam-panjakana ity hoy ny minisitry ny angovo, ny rano ary ny akoranafo androany. Ho voavahy mialohan’ny fiafaran’ity volana ity ihany koa ny olan’ny famatsian-drano eto Antananaraivo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici