Accueil Société Olompirenena : tsy ampy fanentanana

Olompirenena : tsy ampy fanentanana

0
Olompirenena : tsy ampy fanentanana

Tsy ampy ny fanentanana ny olompirenena amin’ireo tetiandro ahafana manamarina na mampiditra ny anarany anatin’ny lisi-pifidiana. Efa nikatona ny tapaky ny volana martsa teo izay fanoratana anarana izay, amin’izao fotoana izao vao maro ny olompirenena tonga eny amin’ny fokontany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici