Omer Beriziky

"Fotoana izao hanorenana fiarahamonina vaovao..."

0

Fotoana izao hitsanganan’ny Malagasy rehetra hanohitra ny  tsy rariny sy ny fanitsakitsahana ny lalam-panorenana ataon’ny mpitondra. Fotoana ihany koa hanorenana fiarahamonina vaovao hialana amin’ny fahorian’ny vahoaka sy hampandroso ny firenena, hoy Omer Beriziky, Mpiraiminisitra teo aloha, raha nandray fitenenana izy tamin’ny Asabotsy lasa teo, mandritra ny fanehoan-kevitra nataon’ny Mitsangana ry Malagasy.