Accueil Société OMS : « mety hanasitrana ny coronavirus ny Artemisia »

OMS : « mety hanasitrana ny coronavirus ny Artemisia »

0
OMS : « mety hanasitrana ny coronavirus ny Artemisia »

Namoaka fanambarana ny OMS na ny Organisation mondiale de la santé, tamin’ny alalan’ny tranokalam-pifandraisany sy ny tambazotran-tserasera, fa mety hanasitrana ny Coronavirus ny zava-maniry toa ny Artemisia, saingy kosa mila atao ny handrana hahafahana mijery hoe hatraiza ny fahomboazany. Namafisin’izy ireo ihany koa fa manohana ny fikarohana sy fitsaboana nentim-paharazana ny OMS.