Accueil Politique Oniversite an ‘Antananarivo : nanomboka androany ny fampielezan-kevitra

Oniversite an ‘Antananarivo : nanomboka androany ny fampielezan-kevitra

0
Oniversite an ‘Antananarivo : nanomboka androany ny fampielezan-kevitra

Andro voalohan’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ny filohan’ny oniversitean’Antananarivo. Amin’ny ankapobeny, saika niompana amin’ny fanavaozana ny oniversité , ny famahana ny olan’ny mpampianatra mpikaroka ny votoatin’ny asa kasain’ireo mpifaninana 3 ho tontosaina.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici