Oniversiten’i Toamasina : mbola mikatso ny fampianarana

0

Taorian’ny disadisa nisy teo anivon’ny Oniversité an’i Toamasina herinandro lasa izay, mbola mikatso tanteraka ny fampianarana any an-toerana amin’izao fotoana izao. Miandrandra ny hiverenan’ny fampianarana ireo mpianatra sasany.