Orinasa Fanalamaga : nijery ifotony ny avy amin’ny minisiteran’ny tontolo iainana

0

Ankehitriny, efa afaka mamokatra kininina hybride ny orinasa Fanalamaga. Ao anatin’ny 6 taona dia azo trandrahina. 700 ha no voavoly hatreto. Tonga nijery ifotony tany an-toerana ny minisiteran’ny tontolo iainana sy ny ala, nijery akaiky ny fikarakarana sy fitrandrahana ny ala izay sahanin’ity orinasa fanalamanga ity.