Orinasa Kong Hoo : Manao famotsiam-bola amin’ny alalan’ny entana ilaina amin’ny andavan’andro ?

0

Misehatra amin’ny entana ilaina amin’ny andavanandro ny orinasa Kong Hoo izay nanondrana andramena antsokosoko tany Singapour. Fanontaniana mipetraka dia ny hoe, izay ve no lalana entin’ny tompon’ny orinasa mamotsy ny vola azo amin’ny famarotana antsokosoko andramena?