Orinasa Malagasy – KRAOMA : misedra olana goavana

0

Tsy mitsaha-mitotongana ny orinasa Malagasy Kraoma amin’izao fotoana. Taorian’ny Air Madagascar sy ny Jirama, ny Kraoma indray izao no voalaza misedra olana goavana. Misy fifandraisany amin’ny Politika sy ny dian’ny filoha teo aloha tany Rosia ve izany ?