Orinasa QMM : efa miroso amin’ny fitrandrahana monazite

0

Efa miroso amin’ny fitrandrahana monazite ny orinasa Qmm raha ny fanambarana navoakan’ny fiarahamonim-pirenena izay nanantanteraka fanadihadiana tany Taolagnaro. Efa niroso tamin’ny fanondranana ity orinasa ity, hoy ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tany an-toerana.