« Ouvrages d’art » RN6: maro ireo misy mangalatra

0

Maro amin’ireo arofanina sy bizo amin’ny lalam-pirenena faha 6 no misy mangalatra amin’izao fotoana izao, manampy ny fahasimban’ny lalana. Hampihena ny teti-bola hatokana hanamboarana ny lalana ny fanarenana azy ireny raha ny fanazavana, ka hanairana ny tomponandraikitra eny ifotony amin’ny fanaraha-maso.